Baiboly Fihirana

By Ramahefanimanana Manda on AppTrack Ninja.

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy. BAIBOLY FENO - Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM - Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra - Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy - Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16") - Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao FIHIRANA ISAN-KARAZANY - Fihirana FFPM (1 ka hatramin…

Categories: Books

App Store rankings, screenshots, estimates and similar apps for Baiboly Fihirana.

Loading…